FOKO


Tsindrio eto raha hijery akaiky ny saritany

El Alto

Fampidirana:

Amin'ny farangonteny “mila tanàna kely hanangana hevitra iray”, te-hanampy an'i Madagasikara amin'ny alàlan'ny fisarihana ny sain'izao tontolo izao momba ny vahoaka Malagasy ny FOKO. Araka ny voalazan'ny tranonkalan'izy ireo, “raha matetika malaza ny tontolo iainana (biodiversité) sy ny gidro, dia te-hifantoka amin'ny vahoaka malagasy sy hahatonga azy ireo ho tena zava-dehibe amin'ny tontolo iainana miavaka sy tandindomin-doza ny FOKO.” Iray amin'ireo paikadin'izy ireo ny Foko Blog Club, izay manofana ireo olom-pirenena Malagasy mikasika ny fomba fampiasana fampitam-baovaon'olon-tsotra mba hanehoana ny zava-misy iainany andavanandro sy hifandray amin'ny resadresaka manerantany. Lova Rakotomalala, Mialy Andriamananjara, sy Joan Razafimaharo no mandrindra ny Foko Blog Club.

Lahatsoratra farany momba ny Foko

Vaovao:

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.