10 Jona 2019

Tantara tamin'ny 10 Jona 2019

TBCS

Rising Voices

Arindran'i Vickie Remoe-Doherty ny tetikasa Think Build Change Salone (tahaka ny any Sierra Leone) izay mikasa hanampy amin'ny fananganana indray an'i Sierra Leone taorian'ny ady an-trano amin'ny alalan'ny fanomezana fiofanana sy traikefa ho an'ny tanoran'i Sierra Leone amin'ny fianarana asa.

10 Jona 2019

FOKO

Rising Voices

Miaraka amin'ny teny filamatra "mila tanàna kely hanangana hevitra iray", te-hanampy an'i Madagasikara amin'ny alàlan'ny fisarihana ny sain'izao tontolo izao momba ny vahoaka Malagasy ny FOKO.

10 Jona 2019

Mibilaogy ny nofinofy: Manely ny Teny

Rising Voices

Nahazo tosika kely ny tetikasan'ny Orizonturi Foundation "Mibilaogy ny nofonofy" rehefa nahazo fanasan'ny Soros Foundation i Gabriela Tanasan, mpitarika ilay tetikasa mba handray anjara tamin'ilay kaonferansa "Fisoloana Vava Amin'ny Alàlan'ny Fanoratana Bilaogy" Bucharest, Romania. Milaza momba ilay kaonferansa izy ato

10 Jona 2019

Fantaro ny Nari Jibon

Rising Voices

Ao amin'ny laboratoaran-tsolosaina haingam-pandeha ao amin'ny foibe fampiofanan'ny Nari Jibo  ao Dhaka, mampianatra momba ny bilaogy, ny sary nomerika ary ny lahatsary antserasera amin'ny alalan'ny fampidirana fitaovana media vaovao amin'ny kilasy teny Anglisy, solosaina sy Bangla efa misy ao amin'ny Nari Jibon i Taslima Akter sy Rafiq Islam

10 Jona 2019