(Marihina fa tamin'ny volana Aogositra 2007 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)

Notaterina fa navotsotra i Bashar Al-Sayegh, ilay bilaogera Koesiana izay nosamborina ‘noho ny fanehoan-kevitra navoakan'ny olona iray tsy fantatra anarana tao amin'ny sehany fifanakalozan-kevitra.