Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

07 Novambra 2018

Tantara tamin'ny 07 Novambra 2018

Nizeria: Boky

(Marihina fa tamin'ny volana Desambra 2005 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Niantso ny mpamaky Nizeriana handefa ny “bokiny tsara indrindra tamin'ny taona 2005” i Molara Wood  … ., Nandefa ny safidin'izy ireo tamin'ny boky miavaka IRAY novakiany tamin'ny taona 2005 noho izany ireo mpamaky ary nilaza tao anatin'ny teny tsy nihoatra...

Benin: Angelique Kido

(Marihina fa tamin'ny volana Febroary 2006 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Nanoratra momba ilay mpanakanto Benin, Angelique Kido – indrindra ny rakikirany nivoaka taona 1994, mitondra ny lohateny hoe Aye izay nolazainy fa tokony efa nivoaka andro iray talohan'ny nanoratana ity lahatsoratra ity… …ny Jangbalajugbu-Homeland Stories  “Nijery ny anarany tao amin'ny...

Elefanta mialokaloka

(Marihina fa tamin'ny volana May 2006 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Elefanta Nasalot, any avaratra andrefan'i Kenya In the maps Nasalot seems inconsequential, a mere footnote…..Nasalot is a big empty question mark of scrub, howling dust devils and towering termite mounds, which marks the borders of South Turkana with West...

Somaliland: Mahaleotena

(Marihina fa tamin'ny volana Febroary 2006 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Nanamarika ny lahatsoratra iray momba ny “Fizakantena sy ny raharaha tany Somaliland ny The Voice of Somaliland Diaspora-Ottawa.

Ghana: Ny tetikasa fandidiana hoditra

(Marihina fa tamin'ny volana Martsa 2006 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Nanamarika tetikasa iray antsoina hoe “Ny Tetikasa Fandidiana Hoditra ao Ghana ” ny My Hearts in Accra. “Ny foibe ao Korle-Bu no foibe voalohany fandidiana hoditra sy famerenana amin'ny laoniny indray ny hoditra any Afrika Andrefana ary manampy ny...

Ghana: Fikarakarana Ara-pitsaboana

(Marihina fa tamin'ny volana May 2006 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Niady hevitra momba ny fikarakarana ny fahasalamam-bahoaka avy amin'ny fanjakana sy ny fitsaboana any amin'ny tsy miankina any Ghana ny Trials and Tribulations of a Freshyly Arrrive Denizen . .. Olona maro, anisan'izany ny tenako no nankasitraka ny ezaka atao...

Ny zavamaniry sy ny lalomena

(Marihina fa tamin'ny volana Jona 2006 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Tsara tarehy ny lalomena sasany Ary hafahafa ny zavamaniry! Mivoaka avy ao anaty kibon'ny lalomena ireo! Avy amin'i kikuyumoja tao amin'ny maisha

Fandrahonana ny bilaogera Afghana

(Marihina fa tamin'ny volana Jolay 2005 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Ity lahatsoratra ity dia nesorina noho ny fangatahan'ilay bilaogera Afghana voakasik'izany, satria nisy ny vaovao nanova tanteraka ny tantara . Toy izao manaraka izao ny votoatin'ny lahatsoratra: Nahazo fandrahonana ho faty i “Sohrab Kabuli“, bilaogera Afghana sady mpandresy tamin'ny...

Noafahana ilay bilaogera Irakiana Khalid Jarrar

(Marihina fa tamin'ny volana Jolay 2005 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Ilay bilaogera Irakiana, Khalid Jarrar , izay nosamborin'ny polisy mpitsikilo Irakiana araka ny notaterinay dia navotsotra araka ny filazan'ny rahalahiny Raed sy ny reniny Faiza . Tsy mpankafy velively ny fisian'ny Amerikana any Iràka ny fianakaviana Jarrar. Ity zavatra...

Mpanety any Lomut, Pokot Andrefana, Kenya

(Marihina fa tamin'ny volana Aprily 2006 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Sary avy amin'i Unganisha.org