(Fanamarihana: lahatsoratra Anglisy nivoaka tamin'ny Janoary 2005 ity lahatsoratra ity)
Nipoitra ny lahatsary iray (rohy maty) mampiseho ny hetsipanoherana voalohany indrindra voarakitra tao Korea Avaratra. Nitoko isa vaovao maro enti-manohitra ny herisetra tohanan'ny fanjakàna.
Angamba afaka manomboka mamoaka mobcast ry zareo ao Korea Avaratra amin'izao izy mahazo finday Sinoa marobe izao. Resaka matotra. Tsy mihanihany aho.