Tantara tamin'ny 26 Oktobra 2018
Korea Avaratra sy ny Fanaovana Mobcast???
(Fanamarihana: lahatsoratra Anglisy nivoaka tamin'ny Janoary 2005 ity lahatsoratra ity) Nipoitra ny lahatsary iray (rohy maty) mampiseho ny hetsipanoherana voalohany indrindra voarakitra tao Korea Avaratra. Nitoko isa vaovao maro enti-manohitra ny...
Avy amin'ny tontolon'ny bilaogy Jordaniana
Tezitra tamin'ny fanafihana ny Toerana masina Askariya ireo Silamo, indrindra fa ny Shitta, manamarika ny ireo bilaogera Jordaniana, mampitaha ny fihetsika tsy misy dikany nataon'ireo Miozolomana manoloana ny tsy fahombiazan'ny sariitatra Danoà amin'ny apartheid (fanavakavaham-bolon-koditra) ankehitriny mahazo ny moske 1200 taona ny sasany tamin'izy ireo.
Koety: Bilaogera notoriana noho ny fitsikerana ny trano fisakafoanana
Raha nanoratra ny fitsikerana manokana ny trano fisakafoanana iray vaovao vao nisokatra, izay noheverina ho zavatra mahazatra, ny bilaogera iray , tampoka teo dia lasa resabe an-tserasera izany rehefa nandrahona hitory ilay mpitantana ilay trano fisakafoanana.
Fampahafantarana ny bilaogy ao Zaghouan, Tonizia
Tamin'ny fihaonan'ny bilaogera Toniziana isam-bolana, iray amin'ireo lohahevitra miseho hatrany ny hoe inona no azontsika atao mba hanapariahana bebe kokoa ny bilaogy any Tonizia ary hahazo olona maro manoratra sy mizara anaty aterineto.
Notànana tao amin'ny seranam-piaramanidin'i Islamabad ilay Pashtun mpiaro ny zon'olombelona ary navotsotra taorian'ny faneren'ny media sosialy

Pashtun Mpikatroka mpiaro ny zon'olombelona fanta-daza sady mpanorina ny tambajotra Seeds of Peace i Gulalai Ismail.
Ny hevitr'i Frederick Noronha amin'ny fankatoavana bilaogera ao India
Nizara lahatsoratra tamintsika momba ny tombatombana ilay mpanao gazety indiana Frederick Noronha fa mety hanomboka hankatoa ireo bilaogera ny governemanta Indiana.
Sarintany ifarimbonana lasa fitaovana hiadiana amin'ny heloka bevava ao Meksika
Ny fiaraha-miasa toy ny fampiasana fitaovana fandraketana an-tsaritany iombonana dia maneho ny toe-javatra iainan'ny olom-pirenena amin'ny olana ara-piarovana. Ireo fitaovan'ny olom-pirenena ireo dia vahaolana mahasoa manoloana ny olana.
Fampahafantarana Bebe Kokoa Momba Ny Fitazonana An'i Abdolkarim Suleiman
(2005) Avy any Kairo ny namanatsika Elijah Zarwan, misy ezaka maro ataony momba ny zon'olombelona any. Vao haingana izy no tany Aleksandria nihaona tamin'ireo mpitoraka bilaogy roa , i Mohammed Morsi sy Malek Moustafa ...
Iran : Hafatry ny Taombaovao avy amin’i Barack Obama
(Marihina fa tamin'ny volana Aprily 2009 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Nanomboka tamina hafatra nahagaga avy tamin’ny filoha Amerikana Barack Obama ny taom-baovao Iraniana tamin’ity taona ity (2009), niresaka ho...
Taratasy misokatra fanakianana an'i Sarkozy, avy amin'ireo Afrikàna mpanoratra
Maro ireo afrikana mpanoratra sy bilaogera no niaraka nanao sonia an'ilay taratasin'i Raharimanana, ary navoaka tao amin'ny gazety «Libération ». [...] "Ny tena tiako amin'i Raharimanana, dia ny hatezerana. Misy ireo tsy voasakan'ny fieritreretana ny hoavin'i Afrika ny torimasony. Fa izy, tsapa matetika ao anatiny ny fahamangànana, ny ratram-po lalina...