Antsafa niarahana tamin'i Pablo Flores

(Marihina fa tamin'ny 22 Septambra 2009 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)

Mila Flash 8 (na ambony kokoa) sy mpitety mamela javascript ianao ahafahanao mijery ny horonantsary.

Ny andro taorian'ny nanoloran'i Pablo Flores ny famelabelarany tao amin'ny Ars Electronica Symposium momba ny teknolojia cloud sy ny fanabeazana dia afaka niresaka niaraka taminy nandritra ny minitra vitsivitsy izahay mba hamantarana bebe kokoa momba ny tetikasany sy ny taom-pialantsasatra nataony nandritra ny taona izay nitsidihany ny tetikasa OLPC nanerana izao tontolo izao sy ny famoronana ny tranonkala multimedia izay nampitaha ny fandinihany tsirairay avy amin'ny programa informatika any amin'ny firenena samihafa. Azonao fantarina bebe kokoa ny momba ny tetikasa Blogging Since Infancy  [famahanam-biaogy hatramin'ny fahazazana] sy mijery ny bilaogin'ireo mpampianatra sy mpianatra nandray anjara.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.