Miarahaba ny rehetra! Ity ny mikasika ny Lingua volana Aprily 2018.
Tamin'ny fitambaran'io volana io, namoaka lahatsoratra 662 isika, nahasarika mpitsidika 319.084 ary jeripejy miisa 404.387. Nahatratra 265.463 ny mpankafy ny pejy Facebook iombonana Lingua, ary mpanjohy 274.820 tao amin'ny Twitter.
Ity ny topi-maso mikasika ny fandehan'ny tranonkala rehetra tamin'ny volana lasa.
Songadina
- Namoaka ny fitadiavana ireo mpandika teny amin'ny fiteny Odia, Kiorda , Koreana , ary Khmer izahay. Miangavy anao mba hizara izany!
- Jereo ireo fandikanteny be mpitsidika indrindra tamin'ny volana Aprily.
- Nitsahatra tsy ho mpitantana ny Fandikanteny Lingua Portiogey intsony i Ricardo Ilton.
- Toy ny isan-taona, nanambara ny fiaraha- miasanay amin'ny Meedan izahay handikana ny sioka RightsCon amin'ny teny Arabo, Frantsay, ary Espaniôla.
- Velona ankehitriny ny teny Nubian, ny Lingua fanampiny farany!
- Nanambara ny Lingua Portiogey fa namoaka ny Torolàlana amin'ny Fomba Portiogey izy ireo!
- Nanoratra momba ny ” Efitra mihajan'ny fiteny “ i Guillem Belmar Viernes, mpandika teny vaovao amin'ny teny Catalá
- Japanese Lingua attracted 70K visits this month, thanks to the translation of “Randram-pomba fijery Twitter sy fotoana tsy ampoizina ao Japan nalaza haingana“
- Nahasarika mpitsidika miisa 70.000 tamin'ity volana ity ny Lingua Japoney noho ny fandikanteny ny lahatsoratra “
- Randram-pomba fijery Twitter sy fotoana tsy ampoizina ao Japan nalaza haingana“
Ireo nitarika tamin'iny volana iny:
Lahatsoratra
Malagasy 230
Espaniola 101
Rosiana 63
Frantsay 55
Grika 53
Ireo pejy be mpitsidika
Espaniola 120.827
Japoney 95.412
Frantsay 38.739
Portiogey 37.770
Shinoa T. 17.421
Arabo 130.217
Shinoa 42.223
Espaniola 19.765
Frantsay 17.554
Amharic 8.911
Shinoa 182.768
Arabo 44.041
Bangla 7.748
Espaniola 7.680
Frantsay 5.646
Misaotra anareo ry Lingua ! Misaotra anareo fa zava-dehibe ho an'ny GV inareo! Ianareo no mahery indrindra 🙂
Aza adinoina ny manaraka ny Lingua ao amin'ny Twitter, Facebook ary Google+! Zarao amin'ny namanao sy ny tambajotra azafady ny taratasy fangatahana hanatevin-daharana ny Lingua. Mandika teny amin'ny teny ampolony maro isika!