Fihaonambe Copenhagen: Nanadino Ny Zava-dehibe Ireo Minisitra Nepaley
(Marihana fa efa tamin'ny volana Desambra taona 2009 ny lahatsoratra teny Anglisy)
Tsy miafina fa efa miatrika ny voka-dratsin'ny fiovaovan'ny toetr'andro i Nepal. Manomboka amin'ny hain-tany maharitra ela hatramin'ny tsy fisian'ny vokatra sy ny fiempon'ny vongan-dranomandrin'i Himalayas, atahorana ny firenena raha ny fiakaran'ny mari-pàna manerantany no resahana.
Anna-Katarina Gravgaard, nahazo mari-boninahitra tao amin'ny “Pulitzer Center for Crisis Reporting”, nanamarika ny fiantraikan'ny fiovaovan'ny toetr'andro araka ny hita ao amin'ny faritra be tendrombohitra Langtang ao Nepal.
“residents see the impacts of climate change all around them: in the less abundant grass, the meager snowfall and the massive gray glaciers steadily retreating up the craggy mountainside.
In June, we left Kathmandu by jeep, then spent three days hiking to find the nearest glacier. Our guide, Damondon Pyakurel, or DP, told us that the wall of ice above us had receded up to 20 meters since he first saw it 17 years ago.”
“Mahita ny fiantraikan'ny fiovan'ny toetr'andro manodidina azy ny olona: ny fahavitsihan'ny bozaka, ny fahavitsian'ny oram-panala sy ny ranomandry volon-davenona mafonja miala amin'ny tendrombohitra avo.
Tamin'ny volana jona, nandao an'i Kathmandu tamin'ny fiara jeep izahay, ary nandany telo andro nianika tendrombohitra mba hijery ny ranomandry akaiky indrindra. Nilaza taminay ny mpitari-dianay, Damondon Pyakurel, na DP, fa nihena hatramin'ny 20 metatra ny rindrin-dranomandry eo amboninay hatramin'ny nahitany voalohany azy 17 taona lasa izay. “
Mba hanasongadinana ny faneriterena tsapan'ny Himalayas noho ny fiovaovan'ny toetr'andro, nanao fivoriana tany akaikin'ny toby Everest ny Kabinetra Nepaley andro vitsy talohan'ny fihaonamben'i Copenhague. Bilaogera Ujjwal Acharya ao amin'ny The Radiant Star nidera ny fivoriana, ary nilaza fa hitranga ao amin'ny faritr'i Himalaya ny loza raha toa ka tsy voavaha haingana ny raharaha:
“The first and foremost important is it generated the awareness about melting of Himalaya. A few years back, there were a lot of concern (media coverage) about Cho Rolpa lake which was on the verge of exploding and if that had happened, there could have been a big problem in quite a large area – places on the banks of river Tamakoshi. The risk was reduced spending a good sum of money. But there are some other such lakes high on the Himalaya that could break free and flood into us.”
“Ny zava-dehibe voalohany sy manan-danja dia ny manao fanentanana momba ny fiempon'i Himalaya. Taona vitsy lasa izay, nisy ny fiahiahiana (fitantaran'ny fampahalalam-baovao) momba ny farihy Cho Rolpa izay teo am-bavam-pipoahana ary raha nitranga izany, dia mety nisy olana goavana teo amin'ny faritra lehibe – toerana eny amoron'ny renirano Tamakoshi. Nihena ny loza rehefa nandaniana vola be. Saingy mbola misy farihy hafa avo kokoa ao Himalaya izay mety ho vaky sy hampisy tondra-drano eo amintsika. “
Indrisy, tsy nahavita nanatanteraka ny hafatra tamin'ny fivoriana ny kabinetra Nepaley ary mampiseho fanairana mitovy raha nankany Copenhague izy ireo.
Nilaza ny bilaogy ny fiteny Nepaley MySansar fa feno minisitra, mpanolo-tsaina sy fianakavian'ny manampahefana izay tsy nisy nidirana tamin'ny fihaonambe ny delegasiona ofisialy Nepaley.
“कोपनहेगनमा जलवायु परिवर्तनसम्बन्धी सम्मेलन के सुरु भएको थियो, नेपालका मन्त्रीहरुको भीड नै लागेको छ त्यहाँ। आठ आठ जना मन्त्रीहरु सहभागी भएर गतिलै सन्देश दिँदैछन् नेपाली जनतालाई- हेर जनता हो, हामी माननीय मन्त्री हौँ। हामीले जे गरे पनि हुन्छ। नत्र विभागीय मन्त्रीका रुपमा वातावरण मन्त्री र प्रधानमन्त्री मात्र सहभागी भए पुग्ने थियो यसमा। अरु मन्त्रीहरुको कामै छैन। तर प्रधानमन्त्री आफ्ना सल्लाहकारहरुसहित झण्डै तीन दर्जन सदस्यहरुका साथ कोपनहेगन पुग्दैछन्। पाँच जना मन्त्री भने त्यहाँ पुगिसके। त्यसमध्ये एक वनमन्त्री दीपक बोहोराले भने अति नै गरेछन्।
उनले आफ्नी श्रीमति, नाति, भान्जी अनि आफू नजिकका मान्छेलाई सेक्रेटरीका रुपमा ल्याएछन्। अहो, यस्तो मौका फेरि आउला, नआउला। यही बेला त हो नि मोज गर्ने- यस्तै त सोचेका होलान् नि बोहोराले। र त नौ नौ जना आफन्त लिएर पुगे त्यता।”
Satria nanomboka ny fihaonambe momba ny fiovan'ny toetr'andro tany Copenhague, nirohotra nankany amin'ny renivohitra Danoà ireo minisitra Nepaley. Minisitra valo mandray anjara amin'ny fihaonambe no mandefa hafatra lehibe ho an'ny vahoaka: jereo izahay, minisitra izahay. Afaka manao izay rehetra tianay. Raha tsy izany, tokony ho ampy ny fandraisana anjaran'ny Praiminisitra sy ny Minisitry ny Tontolo iainana ihany amin'ny fihaonambe. Saingy nitodi-doha tany Copenhague niaraka tamin'ireo mpandray anjara efa ho telopolo ny Praiministra – mpanolotsainany ny sasany. Efa tonga tany Copenhague sahady ny minisitra dimy. Nanao zavatra mihoatra ny iray amin'izy ireo, ny minisitry ny ala Deepak Bohara.
Niaraka tamin'ny minisitra ny vadiny, ny zafikeliny, ny zana-drahalahiny sy ny olona akaiky azy, tahaka ny sekreterany. Mety tsy hahazo fahafahana toy izany ny olona. Mety nihevitra i Bohara fa ity no fotoan'ny fialan-tsasatra sy mahafinaritra. Ary izany no mahatonga azy naka fianakaviana sivy akaiky azy ho any Copenhague.
Ny fihetsika tsy mitandrina ataon'ireo minisitra izay nandray ny fihaonambe ho toy ny fahafahana mandeha any ivelany amin'ny volan'ny mpandoa hetra dia azo antoka fa manimba ny fijerin'i Nepal amin'ny adihevitra momba ny fiovaovan'ny toetrandro. Niteraka fisalasalana amin'ny fahombiazan'ny fihaonambe iraisam-pirenena toy ny Copenhague 2009 ihany koa izany.
Sokajy

Atombohy ny resaka
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 9 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...