Tantara tamin'ny 03 Marsa 2018
Fihaonambe Copenhagen: Nanadino Ny Zava-dehibe Ireo Minisitra Nepaley
Tsy miafina fa efa miatrika ny voka-dratsin'ny fiovaovan'ny toetr'andro i Nepal. Manomboka amin'ny hain-tany maharitra ela hatramin'ny tsy fisian'ny vokatra sy ny fiempon'ny vongan-dranomandrin'i Himalayas, atahorana ny firenena raha ny fiakaran'ny mari-pàna manerantany no resahana.
Libanona: Fanangonana Kilalao [Fun(d) Raising]
Vondrona bilaogera Libaney no nanapa-kevitra hampitsiky ireo ankizy sahirana amin'ny alàlan'ny fanomezana kilalao Krismasy. Fun(d) Raising (Fanangonana Kilalao) no anaran'ny tetikasan'izy ireo ary mitondra fifaliana sy fahafinaretana ho an'ny rehetra izany.
Meksika: Mariazy sy Fananganan-jaza Ho an'ny Mpifankatia Pelaka Ao An-drenivohitra
Nankatoavina ho ara-dalàna ao Mexico City ny fanambadian'ny lahy samy lahy na vavy samy vavy, taorian'ny fanitsiana nataon'ny Antenimieram-pirenena tamin'ny fehezan-dalàna sivily tamin'ny 21 Desambra. Nandritra izany fivoriana izany ihany, nolaniana ny lalàna ahafahan'ny mpifankatia pelaka hanangan-jaza.
Izao no Hitantsika ao amin'ny Lahatahiry An-tseraseran'ny Gadra Politika Vietnamiana
Porofoin'ny rakitra vaovao nivoaka ny fitomboan'ny fanenjehana ireo mpanivaka amin'ny fitenenana tamin'ny taona 2017.
Miezaka Mamelona Hatrany Ny Fiteny Skolt Ireo Vehivavy Sámi
" Mafana fo amin'ny fianarana ilay fiteny ny olon-dehibe sy ny ankizy, saingy tokony ataontsika ny fomba izay ahatonga ilay fiteny Skolt Sámi mba ho lasa fiteny mahazatra amin'ny fampiasana azy amin'ny fiainana andavanandro."