Rakipeo: Antsafa Niarahana Tamin'I Sudanese Drima

(Marihina fa tamin'ny 19 Desambra 2009 no nanoratana ny lahatsoratra teny Anglisy)

Sudanese Drima no solon'anaran'ilay mpanoratra Sodaney ato amin'ny Global Voices monina any Malezia. Nasongadin'ny BBC, USA Today, ary  Reuters ny bilaoginy The Sudanese Thinker mpanesoeso amin'ny fomba lalina. Miresaka momba ny fiantraikan'ny media sosialy eo amin'ny finoana Islamo, ny fifandirana ao Darfour, ary ny olan'ny mari-panondroana Afrô-Arabo any Atsimo Atsinanan'i Azia isika ato anatin'ity antsafa maharitra folo minitra ity.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.