Ady eo amin'i Espaina sy ny Fanjakana Britanika noho i Gibraltar ? Milamìna ry Tiana a!

Ny Vatolampin'i Gibraltar hita hatraty amin'ny faritra espainola avy aty La Línea de la Concepción. Saripikan'i Mihael Grmek ho an'ny Wikimedia Commons, lisansa CC BY-SA 3.0
[Nivoaka tamin'ny 6 avrily ny lahatsoratra ôrizinaly tamin'ny teny espaniola]
35 years ago this week, another woman PM sent a task force half way across the word to defend the freedom of another small group of British people against another Spanish-speaking country. And I'm absolutely certain that our current PM would show the same resolve in standing by the people of Gibraltar.
35 taona lasa izay tamin'ity herinandro ity, nisy vehivavy praiminisitra iray hafa nandefa tafika any ambadiky ny faravodilanitra hiaro ny fahafahan'ny vondron'olona britanika vitsy hifanandrina amin'ny firenena iray miteny iray espaniola. Ary tena matoky mihitsy aho fa hanao vahaolana mitovy amin'izany ny PM-ntsika amin'izao fotoana izao hiara-dalana amin'ny mponin'i Gibraltar.
Avy amin'izay tenin'i Michael Howard, lehiben'ny Mpandala ny Nentim-Paharazana, andro vitsivitsy lasa izay no nandeha fifandirana masiaka indrindra misy eo amin'i Espaina sy ny Fanjakana Britanika tao anatin'ny andro vitsivitsy noho ny resaka Vatolampin'i Gibraltar.
Fa inona moa i Gibraltar ? Zaratany bitika iray tsara toerana ara-paikady eo amin'ny fidirana mankao amin'ny ranomasina Mediteranea, bodoin'ny Anglisy nandritra ny Adim-Pandovan'i Espaina talohan'ny nanomezana azy ho an'i Bretaina tamin'ny alalan'ny dinan'i Utrecht, tamin'ny taonjato faha-18.
Zara raha manana mponina miisa 33 000 i Gibraltar, mitovy mihitsy i García sy i Smith, toy ny te-hifandramatra hatrany amin'izay fikasan'ny manampahefana espaniola hanao fifampiraharahana momba azy.
Amin'ny maha-zaratany ampitan-dranomasina azy, dia manana tombondahiny tanteraraka izy ao anivon'ny Vondrona Eoropeana, amin'ny tsy fandoavana hetra, fadin-tseranana ary fitsipika sasantsasany. Nefa na dia eo aza ny vato bevata nataon'ny Gibraltariana hotazonina eo anivon'ny Vondrona, dia tsy manana safidy i Gibraltar : koa satria tsipahin'ny mponina ao aminy tanteraka ny hiaraka amin'i Espaina ary tafiditra amin'izany ny hoe samy manana fiandrianana ao ny firenena roa tonta, dia tsy misy na inona na inona azo atao afa-tsy ny mandao ny Vondrona Eoropeana miaraka amin'i Fanjakana Mitambatra.
Andro vitsivitsy lasa izay, nametraka ireo tondrozotra eo amin'ny fanjakana mpikambana mivoaka avy amin'ny fifanarahana momba ny Brexit ny Vaomiera Eoropeana, ary mivoaka mazava avy ao fa tsy azo ampiharina amin'i Gibraltar raha tsy misy fankatoavana avy amin'i Espaina izay fifanarahana ifanaovan'ny Vondrona Eoropeana sy ny Fanjakana Mitambatra, lasa nahazo ny vato tsy azo ivalozana noho izany i Espaina.
Naharomotra ireo politisiana britanika avy amin'ny mpandala ny nentin-drazana sasantsasany izany fifanarahana izany. Ankoatra an'i Michael Howard izay efa voatonana etsy ambony, dia eo ihany koa hafa toa an'i Boris Johnson,Minisitra Britanika misahana ny Raharaham-bahiny, izay niampanga an'i ‘Espaina ho nanao “fanerena tsy azo ekena momba ny hoavin'i Gibraltar eo amin'ny fifanarahana momba ny Brexit“, na i Michael Fallon, misahana ny fiarovana, izay naneho ny fikasany hiaro an'i Gibraltar “hatrany amin'ny fetra farany indrindra”. Na ny minisitra voalohany misahana an'i Gibraltar, Fabián Picardo, izay nilaza tamin'ny alatsinainy : “ny miady varotra ny [Brexit] aminay, dia ny mamela an'i Espaina hitondra tena tahaka ny besandry (…) miharihary koa izany fa fanafihana tsy ankiato ataon'ny Espaniola”. Namehy ny ex-commandant Christopher J. Parry :
España debe aprender de la Historia que no merece la pena enfrentarse a nosotros y que todavía podemos chamuscar la barba del rey de España.
Tokony hanatsoaka avy amin'ny tantara i Espaina fa tsy ilaina ny mifanandrina aminay ary azonay atao tsara ny manamena ny volombavan'ny mpanjakan'i Espaina
Mbola nanosika lavidavitra kokoa aza ny famoaham-baovao tia manaitaitra sy manala baraka. Niteraka esoeso maro avy amin'ny mpiserasera ny lohateny lehibe tao amin'ny gazety Sun :
Up yours senors! screams the true Brit Gibraltar campaigning Sun.
*PS – £15 holidays to Spain in today's ‘paper’. pic.twitter.com/pT1mGNQ6wg— Rachael (@Rachael_Swindon) 4 de abril de 2017
Atsangano ny señores-nareo! hoy ny hiakan'i Sun tamin'ny fanentanana haha-britanika tanteraka an'i Gibraltar.
*PS : Mitentina 15 £ ny manao vakansy ao Espaina ao amin'ny “gazety” androany.
Fa tsy nahafa-po an'i Kelvin Mackenzie mpanao matoandahatsoratra namoaka lahatsoratra iray nilazany ny Espainola ho “mpimamo” sy “mpanao amin'ny biby” izany alohan'ny nanolorany hevitra famaizana mampitokelaka isan-karazany, ka anisan'izany ny fanaovana ankivy an'i Espaina amin'ny fizahan-tany, ny fanakatonana ny faritr'habakabaka amin'ny espainiola (manadino fa ao anatin'ny vondrona iray anie ny Iberia sy ny British Airways) na ny fandroahana ireo Espaniola miisa 125.000 miasa ao amin'ny Fanjakana Mitambatra (manadino indray fa efa manakaiky ny 240.000 ny Britanika monina any Espaina). Faranan'i Mackenzie amin'ny tsonga-teny mahamangana avy amin'ny filoha Reagan hoe :
Reagan used to have a sign on his desk saying: “If you’ve got them by the balls, their hearts and minds will follow.”
For balls, read cojones .
Misy soratra manao toy izao eo amin'ny biraon'i Reagan hoe : “Raha tazoninao ny baolinany, dia hanaraka ny fony sy ny fanahiny”.
Ny baolina dia ny tataviany.
Tsy mbola naneho hevitra amin'ity fibolisarana mitady hihantsy ady ity ny manampahefana espaniola, izay mampiasa hatrany an'i Gibraltar ho fanodinan-dresaka amin'ny raharaha manan-danja hafa, ary tamin'ny alalan'ny fanarabiana no nandraisan'ny praiminisitra Teresa May ity raharaha ity.
Ary tamin'ny alalan'ny hatsikana ihany koa no nanaovan'ny mpiserasera amin'ny firenena roa tonta izany, izay maneho ny hantsana misy eo amin'ny politisina sasantsasany sy ny olompirenena. Vavolombelon'izany ny fitsapan-kevitra nataon'ny Huffington Post teny espaniola tamin'ny fanontaniana hoe “Vonona ve ianao ny hirotsaka ao amin'ny tafika hiadiana an'i Gibraltar ?” ka hatramin'izao dia 100 % ny fandavana azony.
Ankoatra ireo tena vitsy naningana, tamin'ny fampihomehezana kokoa no nandraisan'ny mpisera Twitter avy amin'ny firenena roa tonta ny raharaha.
Para qué vamos a querer Gibraltar, si no sabemos salir de una rotonda conduciendo al derecho imaginaros al revés!!!
— Dmg (@nenasub2) 3 de abril de 2017
Inona no itadiavana an'i Gibraltar, ny mivoaka amin'ny rond-point mitondra ankavanana aza efa tsy haintsika koa vao maika ny amin'ny ilany !!!
Hay que reunir a los mejores para la batalla naval de Gibraltar. pic.twitter.com/Mrn7UMzrea
— Javier Albisu (@javieralbisu) 3 avril 2017
Tsy maintsy angonina daholo ny tsara rehetra hanaovana ny ady an-dranomasina an'i Gibraltar.
-¿Y ahora cómo coño llegamos a Gibraltar?
-Ya os dije que pasaría esto si conducía la cabra.
-Tampoco hay cobertura. pic.twitter.com/0Crd6oJOP6— La Matu (@matussera) 3 de abril de 2017
- Ka ahoana koa no ahatongavana any Gibraltar ?
– Efa niteny taminao aho fa tonga izany raha ny ankizy no mitondra
– Ary fanampin'izany ary tsy misy ny tambajotra (réseau).
Spain and England can go to war over Gibraltar on the condition that all fighting must be done with 17th century sailing ships
— Antoine Bugle Boy (@burndontfreeze) 5 de abril de 2017
Afaka miady an'i Gibraltar i Espaina sy i ‘Angletera fa tsy maintsy amin'ny sambolay tamin'ny taonjato faha-17 avokoa no hanaovana ny ady.
If I lived in Gibraltar and was given the option of joining Spain or staying part of UK, I'd choose Spain for the weather #brexit #gibraltar
— SC (@RealSociableDad) 5 de abril de 2017
Raha nonina tany Gibraltar aho ka nomena safidy na hanatevina an'i Espaina na hijanona ho anisan'i Fanjakana Mitambatra, dia ho Espaina no ho nofidiako noho ny toetany.
Been in Spain 24 hours and nobody has tried to nick Gibraltar from me yet. Point. Winner.
— Paul Grimley (@LPP2014) 5 de abril de 2017
Teto Espaina aho 24 ora izao fa tsy mbola nisy ny nandrabiraby ahy noho i Gibraltar. Isa iray. Mandresy.
Angamba ny siokan'i Francois Smit no namerina ny raharaha ho any amin'ny toerana mendrika azy :
Syria: UK rules out military action after chemical attack: but we'll bomb Spain over Gibraltar https://t.co/ZBmLretkuB
— Francois Smit (@FrancoisSmit2) 5 de abril de 2017
Syria : Tsy mihevitra ny hanao hetsika miaramila ny Fanjakana Mitambatra taorian'ny fanafihana tamin'ny etona shimika : saingy handaroka baomba an'i Espaina isika noho i Gibraltar.
Tantaran'ny Eoropa Andrefana farany
-
4 herinandro izayAngletera
Noely COVID : Tena tsy nisy toa azy tokoa va re?
Atombohy ny resaka
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Janoary 2021 40 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...