Tandindonin-doza Noho Ny Fisian'ny Solika Mainty Ny Sundarbans Any Bangladesh

Diera mipentipentina miraoka ahitra any amin'ny alan'i Kokilmoni any Sundarbans, toerana misy vakoka iraisam-pirenena tantànan'ny UNESCO. Bagherat, Bangladesh. Sary avy amin'i Muhammad Mostafigur Rahman. Fizakà-manana Demotix (5/11/2014)
Sambo mpitondra solika iray nitondra solika fandrehitra 358.000 litatra ( eo ho eo amin'ny 100.000 galona) no rendrika tany amin'ny reniranon'i Shela tamin'ny 7 Desambra, nampihanaka ny solika ho aminà toerana efa maherin'ny 60 km ( tokony ho eo amin'ny maily 37) teo amin'i Sundarbans. Hany alanà honko lehibe indrindra manerantany any atsimo andrefan'i Bangladesh i Sundarbans izay mandrakotra velarantany 10.000 kilaometatra toradroa ( 3.900 maily tsimivadimandry), 60 isanjaton'izany no any Bangladesh. Iray amin'ireo tahirin-javaboahary malalaka ho an'ny tigra bengala, sy toerana hialofan'ireo karazana maro samy hafa i Sundarbans, toerana iray misy vakoka iraisam-pirenena tantanan'ny UNESCO.
@stephenfry Pls RT: “Oil spill threatens wildlife esp. rare dolphins & birds of Sundarbans-BD” #SundarbansDisaster pic.twitter.com/WtuoRccvZS
— Faiyaz Taifur (@FaiyazTaifur) December 12, 2014
@stephenfry Pls RT: ” Loza mananontanona ireo biby mpiriorio, indrindra ireo fesotse sy ireo voron'i Sundarbans-BD ny fahaverezan'ny solika”
1st ever @oilslick in the #Sunderbans threatens world's largest @mangrove ecosystem, a @UNESCO World @HeritageSite http://t.co/NrqAVtyRZS
— SALEEM SAMAD (@saleemsamad) December 12, 2014
Loza mananontanona ny rafi-piaraha-miaina ao amin'ny honko lehibe indrindra eran-tany , toerana misy vakoka iraisam-pirenena tantanan'ny UNESCO ilay rakotra solika voalohany indrindra tany #Sunderbans
Disaster in #Sundarbans >> Sela banks turn pitch black Sinking oil tanker was actually a modified and… http://t.co/2YIFoLihPb
— Polash Datta (@polashdatta) December 11, 2014
Loza tany #Sundarbans >>nanjary mainty ny morondranon'i Sela. Raha ny marina dia làkana kely nasiam-panovàna ilay sambo mpitondra solika rendrika
The #oilspill at #sundarban threatens hundreds of endangered species. @wwwfoecouk @wbclimatechange @the_ecologist pic.twitter.com/Z0G8SKHaAd
— Rumi Ahmed (@rumiahmed) December 13, 2014
Loza mananontanona ireo karazana an-jatony maro ahiana ho lany taranaka ilay #oilspill (solika niparitaka) any #sundarban
Araka ny tatitra, dia loza mananontanona ny Mrigmari-Nondabala-Andharmanik fonenan'ireo fesotse ilay fiparitahana solika vaovao io. Mora tohina amin'ny loton'ny solika ihany koa ny hazon'ny ala honko — tena marina, hanomboka ho faty izy ireo manaraka ny fiainana anaty rano amin'iny faritra iny, izay voalohany indrindra ho faty. Nanangona sary fampahafantarana tao amin'ny Flickr izay manazava amin'ny antsipirihany ilay faharavana i Fahim Hassan.
Araka ny asehon'ny sary naparitak'i Mowgliz Elisabeth Rubaiyat tao amin'ny Facebook dia efa namono biby maromaro sahady ilay loza. Toy ny tsy mahavita na inona na inona ny fitondrana ao an-toerana , tsy mbola nifanojo taminà fiparitahanà solika midadasika be tahaka izao sy tsy manana fotodrafitrasa ilaina mba hamahàna olana ry zareo. Taterin'ny Al Jazeera fa mpanjono maro avy ao an-toerana no nandeha nanadio ilay fiparitahana solika tamin'ny fampiasana spaonjy sy harona.
Maro tao amin'ny Twitter no nametra-panontaniana ny amin'ny fihetsik'ireo manampahefana :
Talk to the org that worked after 2010 Gulf oil spill! Seriously guys … “Authorities clueless in the Sundarbans” http://t.co/z7vZPqVSuf
— Sumaiya Shams (@sumaiya_s) December 12, 2014
Miresaha amin'ny fikambanana izay niasa taorian'ny fiparitahan'ny solika tany amin'ny Golfa tamin'ny 2010! Marina moa ry zalahy….’ Mpitondra mivala-ketraka ao Sundarbans”
A #Bangladesh govt minister says a UK company has offered to clean up 60-km oil slick that is threatening the Sunderbans mangrove forest.
— Sabir Mustafa (@Sabir59) December 12, 2014
Minisitra iray ao amin'ny governamanta #Bangladesh no nilaza fa kaompania britanika iray no nanolo-tena hanadio ilay solika mainty 60 km izay loza mananontanona ny ala honkon'i Sunderbans.
#SundarbansDisaster Recovery efforts with pots and pans http://t.co/i3BGDwrw6P
— Faiyaz Taifur (@FaiyazTaifur) December 12, 2014
#SundarbansDisaster ezaka fanatsarana miaraka amin'ny tantavana sy vilany tsatokaty.
Nanome sambo mitondra tsiranoka fanadiovana ho any amin”ilay faritra ny governemanta ho fanampiana ilay ezaka. Mety mbola hihasimba ihany ny tontolo iainanana ao an-toerana ny vokatra simika tahaka izany raha toa ka araraka tsy araka ny tokony ho izy. Efatra andro aty aoriana, toy ny zara raha nisy fiantraikany ilay ezaka nataon'ny fanjakana, ka mampitombo ny tahotra ny amin'ny haharetan'ilay loza voajanahary eo amin'ny tontolo iainana izany.
59 hours gone-by http://t.co/JThyipvfep #Bangladesh starts sparying oil neutraliser in #Sundarbans river #BD #OilSpill #DhakaTribune
— Polash Datta (@polashdatta) December 11, 2014
59 ora izay no lasa, manomboka ny fandrarahana tsiranoka fanadiovana any amin'ny reniranon'i #Sundarbans http://t.co/JThyipvfep #Bangladesh
Ambaran'ny Minisitry ny fitaterana An-drano Bangla fa vitan'ireo mponina tao an-toerana ny nanakana ny fidiran'ny solika tsy ho any anaty ala tamin'ny alàlan'ny fampiasana harato, ary mbola miasa koa manala ny solika amin'ny rano ry zareo, mba hialàna amin'ny fitàran'ny loza. Ny Sampan-draharaham-panjakana miandraikitra ny ala no mandrindra ny asa miaraka amin'ny sambo 100 sy mpanjono 200.
Nitory ireo tompon'ny sambo roa izay tompon'antoka tamin'ilay fiparitahana solika mainty ny Sampan-draharahan'ny Ala ary nangataka onitra 1 lavitrisa taka Bangla ( 13 tapitrisa dolara eo ho eo).
Tahaka izao ny ala honkon'i Sunderbans, vao iray volana izay, talohan'ilay fiparitahana y solika mainty :
Notsikerain'i Ahmed Sharif, mpitoraka bilaogy, ny paika fitantanana ny loza voajanahary tsy voarindra tsaran'ny governemanta , lazainy fa tsy mahatakatra tsara ilay olana :
দুর্যোগ ব্যবস্থাপনা বলতে কি শুধু বন্যা-জলোচ্ছ্বাস বোঝায়? গত দুই দশকে অর্থনৈতিক দিক থেকে দ্রুত অগ্রগতির সাথে সাথে যেসব ঝুঁকির সৃষ্টি হয়েছে, সেগুলির জন্যে আমরা নিজেদের তৈরি করতে পারিনি। নদীতে জাহাজের সংখ্যা আগের চেয়ে বহুগুণ বেড়ে গেছে, কিন্তু তার সাথে পাল্লা দিয়ে তৈরি হয়নি মনিটরিং এজেন্সিগুলি। জাহাজ তৈরি হচ্ছে যথেচ্ছভাবে, যাত্রী নেওয়া হচ্ছে অতিরিক্ত, ফিটনেসবিহীন জাহাজ চলছে, নদীর পানি দূষণ করছে জাহাজের বর্জ্য, নদীর মাঝে পার্ক করে রাখা হচ্ছে জাহাজ, সঠিক যন্ত্রপাতি ছাড়াই চলছে জাহাজ, চলাচলের সময় ঠিক করে দেয়ার পরেও কেউ মানছেনা – কেউ দেখার নেই। কাজেই দুর্ঘটনার সম্ভাবনা প্রতিদিন বেড়েই চলেছে। আর দুর্ঘটনার সম্ভাবনা বাড়লেও সেটার জন্যে প্রস্তুতি নেই আমাদের।
Moa ve ny tondradrano sy ny rivodoza ihany no atao hoe loza voajanahary ? Tao anatin'ny folo taona dia niroborobo ny fivoaran'ny toekarena sy ny mety ho fahamaroan'ny loza teto amin'ny firenena. Saingy tsy vitantsika narahana ny onjany mba hiomanana amin'ny loza mety hiseho entiny. Mitombo isa ireo sambo ara-barotra mivezivezy amin'ny reniranontsika, nefa tsy arak'ireo masoivoho mpanara-masontsika izany. Maro ireo sambo vita tsy araka ny tokony ho izy, mitondra mpandeha mihoatra lavitra noho izay zakany. Betsaka ireo sambo tsy tokony hiasa intsony, manary fako amin'ny fomba tsy ara-dalàna, mibahana tsy amim-piheverana ny làlana an-drano, tsy manaja ora – tsy misy mahafehy izany. Noho izany mitombo ny loza mety hiseho ary tsy voaomana ho amin'ireny loza sy loza voajanahary ireny isika.
Nampiakatra lahatsary maneho ny fahavoazana noho ilay fiparitahana solika mainty i A. K. M. Wahiduzzaman mpisera amin'ny YouTube :
Hita tamin'ny Zoma lasa teo ny voaloham-patinà fesotse tao Irrawadi, fesotse tsy fahita firy, maty vokatr'iny loza iny. Araka ireo tatitra, dia ny Padma Oil Company no nahavita nanala solika 10.000 litatra ( manodidina ny 2.600 gallons) tamin'ny ezaka fanadiovana nataony hatramin'izao. Manome vola 30 taka Bangla ho an'ireo mpanadio an-tsitrapo (eo ho eo amin'ny 40 cents na 34 once eo ho eo) isaky ny solika iray litatra voaangona ilay orinasa.
Manao fanehoankevitra ao amin'ny Facebook ilay mpihira sady mpitoraka bilaogy, Mac Haque :
Ny mampanahy dia ity asa fanadiovana fahatany ity. Ny tolotra 30 Taka isaky ny litatra amin’ ny solika fandrehitra no nampihazakazaka ny olona an'arivony, tsy ny hanavotra ny Sundarbans anefa fa ny mba hahazo ny sitrany ahay. Mazava ho azy fa màna latsaka avy any an-danitra izany ho an'ireo mahantra indrindra amin'ny mahantra. Fa na izany aza tsy nandre mihitsy aho na dia olona iray aza niteny ny momba ny loza mananontanona ny fahasalaman'ny olona noho ny poizina mampidi-doza ao amin'ilay solika fandrehitra. Na aiza na aiza eto ambonin'ny tany dia mety ho torian'ny vahoaka noho fanomezan-dàlana ny loza mananontanona ny fahasalamany ny governemanta. Hitako fa mahantra sy tsy manan-tsiny an'arivony no ho faty manaraka eo satria tsy mitsinjo lavitra ny Bangladesh Petroleum Corporation.Tsy ny fitadiavana ireo fesotse maty ihany no tanjonay – fa ireo olona nihàrany ihany koa !
Nisy hetsi-panoherana nitakiana ny handraràn'ny governemanta ny fampiasan'ny sambo ara-barotra sy sambo mpitatitra entana ny renirano sy ny lakan-dranon'i Sundarbands. Rehefa tsy misy fepetra mahomby raisin'ny governemanta dia tsy maintsy mbola hiantehitra amin'ny vondrom-piarahamonina sy ireo mpilatsaka an-tsitrapo ihany i Bangladesh amin'ity olan'ny tontolo iainana ity.
Sokajy

Atombohy ny resaka
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 10 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...