Kamerona: Hetahetam-piovana, Resadresaka niaraka tamin'i Kah Walla (fandraisam-peo)
Hatramin'ny fiatombohan'ny volana febroary dia mandeha ny resaka ao amin'ny aterineto fa i Kamerona dia te-hanao fihetsiketseham-panoherana tahaka ny tao Egypta ny 23 febroary 2011. Vantany heno fa voahongana ny Filoha Egyptiana, dia niparitaka haingana be ny antso hanao fihetsiketsehana.
Anisan'ireo izay namaly sy nampita ny antso Ramatoa. Kah Walla, kandidà amin'ny fifidianana ho Filoham-pirenena ho avy ao Kamerona amin'ny octobra 2011. Izy no mpanorina ny Cameroon Ô Bosso izy (Kamerona, andao handeha ), fikambanana ao amin'ny fiarahamonim-pirenena izay manohana fifidianana malalaka sy madio ao amin'ny firenena.
Ny Filoha Kameroney Paul Biya, dia teo amin'ny fahefana nandritra ny 28 taona ary mbola hirotsaka hofidiana amin'ny fifidianana ho avy tamin'ity taona ity. Mamoritra amin-kery ny fihetsiketsehana ny Brigade d'Intervention Special-ny [Borigady Manokana mpiditra an-tsehatra].
Anisan'ny mpanao fihetsiketsehana tao amin'ny renivohitra Douala i Kah Walla izay voadaroka tamin'ny 23 Febroary.
Eo ho eo amin'ny 300 eo ireo mpanao fihetsiketsehana no niseho tamin'ny voalohany, saingy nitsoaka ny ankamaroany raha nisambotra ireo polisy nefa mbola tsy nanomboka akory ny hetsika. Tamin'ny farany dia olona latsaky ny 50 sisa no tavela.
Amin'ny faran'ity lahatsary navoakan'ny mpampiasa Youtube le cameroun libre ity no ahitana mpanao fihetsiketsehana iray mijoro anoloan'ny fiara mpitifitra amin'ny rano sy manandratra ny tanany voadaroka.
Ny fandehan”ny zava-nitranga izay nahatonga ny fifanatrehana dia miseho amin'ity sarimihetsika navoakan'i Cameroon Ô Bosso tao amin'ny YouTube. Mitondra akanjo mena ny mpanao fihetsiketsehana, ary nandahatra ny olona eo amin'ny fihodinan-dalana be mpivezivezy.
Nanoratra ny zava-nitranga ny tranokala Kah Walla ary navoakan'i Mougoué Mathias, izay Kameroney mipetraka ao Milan, ao amin'ny fikambanana Facebook antsoina hoe “NY FIKAMBANANA LEHIBE INDRINDRA ETO KAMERONA AO AMIN NY FACEBOOK!!
Nanoratra izy hoe:
Farany nivoaka avy any ny lehibe iray nanao fitafian'olon-tsotra. Te “hampianatra lesona ahy izy” araka ny filazany. Niteny izy ny hametrahana ahy eo amin'ny faritra manasaka ny arabe. Avy eo natodiny manontolo ho aty amiko ny kamiao mitondra tafondro-drano. Mariho ny totohondriko roa manao mariky ny fandresena miatrika ny tafondro-drano. Izany ny lesona nianarako. Ao anatintsika ny hery. Tsy misy herisetra na hadalana afaka hanala izany.
Ambonin'izany rehetra izany dia tahaka ny hoe nokendaina sy nodorana izahay noho ny fangaro simika tamin'ny rano, ary nangataka anay hiakatra ao anaty kamiao izy. Raha niakatra izahay, dia nokapohiny tamin'ny kibay ny lamosinay. Ny fihetsehampo tokana reko dia ny alahelo fa ireo nandoavako sy nandoavanao hetra no nampiseho izao fieboeboana amin'ny tsy antony sy fahambanian-toetra tafahoatra tahaka izao. Rehefa avy niakatra tao anaty kamiao dia navelany hifoka rivotra izahay ary avy eo nalefany. Inona no antony nampiakarana tao amin'ny kamiao? mba hivelezana ny lamosinay fotsiny? Mampalahelo.
Naparitaka nanerana ny faritr'i Douala ireo miaramila. Sary hita ao amin'ny Mboa Blog [fr] vavahadin-tserasera Kameroney.
Resadresaka natao tamin'i Kah Walla
Ao anatin'ny resadresaka, dia nizara ny heviny momba ny toe-draharaha politika sy sosialy eto Kamerona i Kah Walla, ary ny ahazoana manao revolisiona “mitovy ny tao Egypta” . Nanambara izy fa ny fihetsiketsehana izay natomboka ny 23 febroary dia fanombohan'ny zotra politika izay mankany amin'ny tena lalany:
Na dia mihevitra aza izy fa niditra “zotra” vaovao ny Kameroney, tsy nieritreritra ilay vehivavy mpanao politika fa tonga ny fotoanan'ny revolisiona “mitovy ny tao Egypta” . Ny tena tadiavin'ny fikambanany aseho tamin'ny alalan'iny fihetsika iny dia hoe ny vahoaka dia tokony hanao fihetsiketsehana ary mahavita izany na dia eo aza ny “hamaroan'ny herim-pamoretana”:
Nitatitra ny tranokalan'ny Africanews fa nisy mpanao politika hafa voasambotra, tahaka ny mpikambana Parlemantera Jean Michel Nintcheu, solombavabahoakan'i Douala.
Nanome fanazavana fanampiny i Kah Walla fa izy sy ny fikambanany dia tsy niantso an'i Paul Biya, Filohan'ny Kamerona nanomboka ny taona 1982, hametra-pialàna; fa mikasa kosa ny hampandroso ny “fanovana ny rafitra” ao amin'ny firenena:
Araky ny hevitry ny kandidà hirotsaka hofidiana filoham-pirenena,na dia teo aza ny herisetra niaretana, na dia teo aza ny fisamborana, maro ireo Kamerona resy lahatra ny hamarana io rafitra io:
Sokajy

Tantaran'ny Afrika Mainty farany
Atombohy ny resaka
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 10 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...