Misy fitsapan-kevibahoaka iray mandeha amin'izao fotoana izao any Atsimon'i Sodana, ny 9 Janoary ka hatramin'ny 15 Janoary 2011 mba hijerena na hijanona ho isan'ny Sodana ihany ny tapany atsimo na tsia, na ho firenena iray mahaleotena. Ireto sary ireto dia mandrakitra ho tantara ny fitsapan-kevibahoaka any atsimon'i Sodana.
Jereo ny rantsan-tànako, nifidy aho!:
Dia an-tongotra lavitra mba handeha hifidy:
Saina vaovao ho an'ny faritra atsimon'i Sodana. Ny hevitr'ireo loko: Mainty – ny vahoaka Sodane Tatsimo, Mena – ny rà latsaka ho an'ny fahafahana, Maitso – ny tanindrazana, Manga – ny rano ao amin'ny lakandranon'i Nile, Kintana mivolom-bolamena – ny maha iray ny firenena Sodana Tatsimo.
Ny fiandrasana lavareny ho amin'ny fahalalahana:
Raha ny fahitàna azy dia tsy mahay manoratra amin'ny teny Arabo ny fahitalavitra Sodane tatsimo
Ny fomba hanamarihana ny vatom-pifidianana:
Miandry mba hifidy ny fahalalahana:
Ny karapifidianana:
Hitondra seza ho ahy va ianao?: