Angola: Indrisy ry tsenan'i Kinaxixe ao Luanda
Nanoratra (English) azy i Paula Góes
Nandika (Malagasy) i Andriamifidisoa Zo
Vakio amin'ny teny English
Malahelo dia malahelo tokoa i Anabela Quelhas [pt] eo ampanatrehana ny fandravana ny tsenan'i Kinaxixe ao Luanda. Tanisainy ny antony folo anamarihany fa fanorenana manana ny maritrano mampiavaka ny taona 1950 sy manandanja ho an'ny mponina io fanorenana io, ary nofeheziny fa : “Mbola maivandanja eo anatrehan'ny vola sy ny varotra indray ny tahirin-kolontsaina”. Foibem-barotra maoderina vao vao indray manko no hatsangana eo amin'io toerana io ihany.
Tantaran'ny Angola farany
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mitsangana hiampanga ny kolikoly ao Nepal ny “Gen Z”
Mpanoratra Benju Lwagun
Nandika Imanoela Fifaliana
17 Septambra 2025
Mpahay lalàna Thailandey mpikatroka higadra mihoatra ny 29 taona noho ny ‘Fanompàna ny Mpanjaka’
Mpanoratra Prachatai
Nandika Andriamifidisoa Zo
05 Septambra 2025
Ajanony ihany






