Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Miasa mafy isan'andro ireo mpirotsaka an-tsitrapo manerantany ato amin'ny fikambananay hitondra ho anao ireo tantara tsy voatatitra manerana izao tontolo izao -- Saingy tsy afa-manao izany samirery tsy misy ny fanampianao izahay. Tohano amin'ny alalan'ny fanomezana (fitia tsy mba hetra) hoan'ny Global Voices ireo tonia, mpahay teknolojia, mpanentana ara-piarovana ato aminay!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Tontolo iainana : Elefanta 14 nolefonina tany Amboseli, Kenya

Richard Leakey avy amin'ny Wildlife Direct no mandefa fampilazana fanairana momba izay zavatra mitranga any amin'ny valan-javaboahary Amboseli [National Park] any Kenya, mikasika ireo Elefanta 14 nolefonina :

…The range of causes of elephant spearing are complex enough — revenge, political protest, self- or crop-protection, delinquency, and, to a lesser extent in Amboseli at least, ivory poaching. But add to those the current atmosphere of uncertainty and unrest in the country, and the mix becomes volatile, the risk to elephants high.

“… Maro sady sarotsarotra ireo antony mety mahatonga ireo Elefanta holefonina – ny valifaty, ny fanoherana ara-politika, ny fiarovantena na fiarovana vokatra, ny tsy firaharahiana, ary fahita saingy amin'ny lafiny bitika any Amboseli, ny fitrandrahana tandroka Elefanta [ivory | ivoire]. Mbola manampy ireo koa anefa ny toe-tany izay mandry tsy lavo-loha sy mihotakotaka ka dia tena mora mipoaka tokoa ny fifanampian'izany toe-draharaha izany ka mampidangana ny loza hoan'ireo Elefanta.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.