Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

19 Marsa 2008

Tantara tamin'ny 19 Marsa 2008

Bermuda : Hetsika andavan'andro mba « hahamaitso » kokoa

A Radical in Bermuda no mizara torohevitra vitsy mikasika ireo hetsika andavan'andro azo atao mba “hahamaitso” kokoa, izany hoe hanajana kokoa ny tontolo iainana : reuse water bottles instead of buying bottled water […] do not commute alone by car […] have no more than 1 child, or adopt additional...

Tontolo iainana : Elefanta 14 nolefonina tany Amboseli, Kenya

Richard Leakey avy amin'ny Wildlife Direct no mandefa fampilazana fanairana momba izay zavatra mitranga any amin'ny valan-javaboahary Amboseli [National Park] any Kenya, mikasika ireo Elefanta 14 nolefonina : …The range of causes of elephant spearing are complex enough — revenge, political protest, self- or crop-protection, delinquency, and, to a lesser extent...

Maraoka: afaka i Fouad Mourtada

Noafahana ora iray izay i Fouad Mourtada, Injeniera momba ny fifandraisandavitra (aterineto koa) ary 26 taona raha nosamborina tamin'ny 5 febroary 2008 lasa teo sady nohelohina higadra telo taona sy handoa onitra $1350 noho ny nametrahany tamin'ny fomba tsy ara-dalàna (izany hoe karazany sandoka) ny mombamomba ny zandry rahalahin'i Mpanjaka Mohammed...

Armenia: Kolontsaim-panoherana