Tankona tsy nahateny i Arzhou namaky fa araky ny birao iray misahana ny hetra any Amerika [USA] dia isan'ny faritanin'i Shina i Singapore :
Amazing how this common misconception is so prevalent, even at the USA government level.
“Mahazendana ny fihanaky ity hevi-diso ity, eny hatramin'ny sehatry ny gôvernemanta Amerikana akory aza.”
1 hevitra
Velabelarin’ny namana Lova, lohahevitra mitovitovy amin’io ihany momba ny fanadinoan’ny sasany fa isan’ny Afrika ny Malagasy :
“The “State of Africa” forgot about the island on the east side” rakotomalala.blogspot.com – 27.01.2008