· Jolay, 2018

Tantara mikasika ny lingua tamin'ny Jolay, 2018

Fiovàn'ny Mpitantana Ny Lingua Alemàna

Blaogim-Piarahamonina GV  04 Jolay 2018

Aza adino ny manaraka ny asa fandikàna ataon'ny Lingua Alemàna, ao amin'ny Facebook sy Twitter, ary mandrisika anareo izahay hizara ny takelaka fisoratana ho mpandray anjara raha misy olona fantatrao fa liana te-hanatevina laharana ny tarika mpandika lahatsoratra!