· Avrily, 2018

Tantara mikasika ny lingua tamin'ny Avrily, 2018

Antso Ho An'ny Mpandika Teny: Unrest!

Blaogim-Piarahamonina GV  13 Avrily 2018

Ry Mpandika Teny! Taona maromaro lasa izay no naha mpanoratra mpilatsaka an-tsitrapo ahy sady toniandahatsoratra Frankôfonia tato amin'ny GV taty aoriana. Tena traikefa nahafinaritra dia nahafinaritra tokoa izany. Nandeha tany amin'ny sekoly fianarana ambony aho taorian'izay, ary narary mafy ka nanomboka nanao lahatsary fanadihadiana mikasika ny zavatra niainako, Unrest (Korontana). Mba hanaparitahana...