Tantara mikasika ny Filipiana tamin'ny Avrily, 2017
Fianakaviana Filipino Tsy Manan-kialofana Mibodo Fonenam-Bahoaka Miisa 6000 Tsy Misy Mipetraka
"Jereo ireo trano ireo, tsy ampiasaina. Mihalava ny bozaka, ary manomboka feno tany ny trano. Maninona no tsy mamela ny tsy manan-kialofana honina ao ry zareo?"