Tantara mikasika ny Filipiana tamin'ny Aogositra, 2017
‘Lehiben'ny Mpandoto Resaka Antserasera'? Niaiky Ny Filohan'i Filipina Rodrigo Duterte
Nahita ny fanadihadiana fa 200.000 dolara Amerikana no nolaniana mba hamatsiam-bola andian-tafika mpandoto resaka an-tserasera hanohana an'i Duterte izay nahitana olona miisa 400 ka hatramin'ny 500 .