Tantara mikasika ny Filipiana tamin'ny Oktobra, 2013
SARY: An-jatony Ireo Namoy Ny Ainy, Fiangonana Manatantara Ravan'ny Horohorontany Tao Filipina
"Ny fiangonanay no simba fa tsy ny fanahinay", nanjary teny malaza tao amin'ny aterineto tao Filipina izany taorian'ny horohorontany namely ny faritra afovoan'ny firenena