Tantara mikasika ny Filipiana tamin'ny Septambra, 2014
Miala Tsiny Ilay Tranombarotra Lehibe Iray Ao Filipina Noho ny Nivarotany Akanjo Milaza Hoe “Safosafo Miharo Herisetra” ny Fanolanana
Tezitra mafy ireo mpampiasa aterineto tamin'ity herinandro ity, taorian'ny fitaritarihana vehivavy maodely iray tamin'ny tady nataonà lehilahy iray nandritra ny filatroana