Tantara mikasika ny Filipiana tamin'ny Oktobra, 2016
Olona An-tapitrisany Maro No Milalao Amin'ny Findainy Ny Adin'i Duterte Filohan'i Filipina Manohitra ny Zava-mahadomelina
Nameno ny tontolo virtoaly tao tamina fampiharana amin'ny finday niparitaka be ny ''Ady amin'ny asan-jiolahy'' an'ny Filohan'ny Filipina Rodrigo Roa Duterte.