Tantara mikasika ny Filipiana tamin'ny Novambra, 2015
Vazimba Teratany Lumad Ao Filipina Miampanga Ny Fanararaotana
“Nopotehan'ny Tafik'i Filipina ny sekolinay. Nodoran'izy ireo ny kaoperativam-pambolenay. Niainako ny famonjàna ary ankehitriny miatrika fiampangana noforomporonina avy amin'izao zavatra rehetra izao hoe nanao fakàna ankeriny. Malahelo ny tanin'ny razanay izahay."