Tantara mikasika ny Filipiana tamin'ny Desambra, 2012
Ravan'i Pablo Tafio-drivomahery Tropikaly Mahery Ny Tapany Atsimon'i Filipina
Namela marikanà faharavana ny rivodoza tropikaly Pablo (anarana iraisam-pirenena: Bopha) tany amin'ireo faritra samihafa any amin'ireo nosy any atsimon'i Filipina, Mindanao, Leyte, Cebu, ary Negros taorian'ny nidirany ny firenena ny 4 Desambra lasa teo. Pablo no rivodoza mafy indrindra nandona an'i Mindanao.