(Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Jolay 2005)
Mampahafantatra anay ny namanay Isaac Mao fa mety tsy azo idiran'ireo mpiserasera ao Shina ny anaran-tsehatra https://globalvoicesonline.org [rohin'ny Global Voices taloha]. Toa mety kosa ao Shina ny adiresinay ao Harvard – http://cyber.law.harvard.edu/globalvoices, [adiresy niaingàna voalohany] ary mandrisika ny rehetra manana olana amin'ny fidirana ao amin'ny tranonkalanay aho mba hanandrana ny anaran-tsehatra roa – izay samy tonga ao amin'io tranonkala io.
Vaovao farany: Manana lahatsoratra momba ny toe-draharaha ao amin'ny bilaoginy amin'ny teny Shinoa i Isaac.