(Marihina fa tamin'ny 6 Aprily 2008 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)
Mila Flash 8 (na ambony kokoa) sy mpitety mamela javascript ianao ahafahanao mijery ny horonantsary.
- Raha hitroka ny Lahatsary MPEG4 (.mp4)
- Raha hitroka ny Flash Video (.flv)
- Raha hisoratra anarana ao amin'ny Rising Voices Video amin'ny iTunes
Juana Tambo dia mpandray anjara amin'ny tetikasan'ny fampahalalam-baovaon'olon-tsotra Voces Bolivianas ao El Alto, Bolivia. Niaraka tamin'ny fanampian'ny mpanofana Mario Duran dia nanao ity lahatsary ity izy nanazavany fohifohy momba ny tantaran'ilay tsena lehibe indrindra ao El Alto.
Podcast: Play in new window | Download
Subscribe: RSS