(Lahatsoratra tamin'ny avrily 2008)
Mila Flash 8 (na ny ambony kokoa) ianao sy ny fitety mamela javascript raha hijery ny lahatsary.
Atolotr'i Shaghayegh Azimi amintsika izay heverina fa hivoaka amin'ny Iran Inside Out, tetikasa eny an-kianja miara-miasa amin'ny videobilaogera iraniana ao an-toerana mba hamantarana izay tanora mpanatontosa sarimihetsika misandratra sy mampianatra azy ireo ny fomba izarana ny asany an-tserasera.
Podcast: Play in new window | Download
Subscribe: RSS