Vaovao farany Lingua volana Febroary 2020

The Lingua ProjectMiarahaba ny rehetra! Atolotro anareo ny mikasika ny Lingua volana Febroary 2020.

Tamin'ny fitambaran'io volana io, namoaka lahatsoratra 416 isika, nahasarika mpitsidika 259.733 ary jeripejy miisa 466.072. Nahatratra 257.228 ny mpankafy ny pejy Facebook iombonana Lingua, ary mpanjohy 262.740 tao amin'ny Twitter.

Ity ny topi-maso mikasika ny fandehan'ny tranonkala rehetra tamin'ny volana lasa

Ireo nitarika tamin'ny volana febroary:

Lahatsoratra

Espaniola 103
Frantsay 56
Italiana 52
Malagasy 50
Grika 42

Tsidi-pejy

Espaniola 118.986
Frantsay 44.102
Portiogey 34.582
Japoney 28.655
Italiana 27.803

Mpiondana Facebook

Arabo ar 121.422
Shinoa 42.895
Espaniola es 19.374
Frantsay fr 17.103
Amharic am 8.783

Mpanjohy Twitter

Shinoa 179.694
Arabo ar 42.101
Bangla bn 8.229
Espaniola es 7.563
Frantsay fr 5.563

Asa mahafinaritra ry Lingua !

Aza adinoina ny manaraka ny Lingua ao amin'ny Twitter sy Facebook! Zarao amin'ny namanao sy ny tambajotra azafady ny taratasy fangatahana hanatevin-daharana ny Lingua. Mandika teny amin'ny teny ampolony maro izahay! Farany, misorata anarana ao amin'ny vaovaonay mikasika ny Lingua!

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.