Manazava ny firotsahana, ny asa ary ny fitantanana ny Lingua ireo lahatsoratra ireo. Aza adino ny manaraka anay ao amin'ny Facebook sy Twitter, ary ny manoratra anarana amin'ny taratasim-pifandraisantsika Lingua !
Welcome to New Translators Manazava ny iraka tontosaina sy ny fomba fiasan'ny vondrom-piarahamonintsika
Translators Guide Manazava ny dingana famoronana fandikanteny an'ireo lahatsoratry ny Global Voices ato anatin'ny tambajotra Lingua sy avy any amin'ireo tranonkala Lingua
Translation Managers Guide Manome ireo torhevitra rehetra momba ireo hetsika goavana misy idiran'ny fikiràna sy fitantanana tranonkala Global Voices Lingua iray
Lingua Content Hazavain'ity pejy ity ny hoe rehefa inona ny tranonkala Lingua iray no afaka mamoaka vaovao mafàna avy aminy manokana, ary ny politika mikasika izanyLingua Creation Guide Te-hanagana Global Voices amin'ny tenimpirenenao ve? Toy izao ny fandehany!
Global Voices Edit Request Fametrahana ireo fangatahana fanitsiana na fikiràna rehetra tianao ho hita any anatin'ireo lahatsoratra Global Voices
Translating Special Coverage Pages Jereo koa ny: Creating Special Coverage Pages (SCP): Ato amin'ny Global Voices, ireo Special Coverage Pages (SCP) , na Pejy Fandrakofana Manokana dia fitaovana iray ampiasaintsika handraisa an-tànana reo fitantaràna goavana sy mitohy, ary mamintina azy irenyho an'ny olona vaovao aminy…
Toolbox for Translators Ao amin'ity pejy ity, ataontka lisitra ato ireo fitaovana maimaimpoana sy loharano azon'ny vondrom-piarahamonina Global Voices Lingua ampiasaina, sady ho an'ny GV no ho tombom-pahalalàna ho an'ny tena ihany koa. Fitaovana ho an'ny SEO & Social Media ny Attracta: manosika amin'ny fanomezana laharana tsara ny tranonkala…
Using Amara To Subtitle Videos Manazava ny fomba fametahana lohateny anaty lahatsary, youtube na tolotra hafa, ampiasàna ny Amara