Ny tarika Paniagua
(Marihina fa tamin'ny 30 Janoary 2008 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)
Mila Flash 8 (na ambony kokoa) sy mpitety mamela javascript ianao ahafahanao mijery ny horonantsary.
- Raha hitroka ny Lahatsary MPEG4 (.mp4)
- Raha hitroka ny Flash Video (.flv)
- Raha hisoratra anarana ao amin'ny Lahatsary Rising Voices amin'ny iTunes
Zavatra iray ho tsikaritrao avy hatrany raha mitsidika ny vondrom-piarahamonina ambanivohitra ao La Loma ao Medellín, Kolombia ianao dia saika manana anarana telo na efatra mitovy avokoa ny vondrom-piarahamonina iray manontolo. Ny iray amin'ireo mahazatra indrindra dia ny hoe “Paniagua” – izay hazavain'ny bilaogera sady mpihira manan-talenta Dneiber Sady ao amin'ny horonantsary etsy ambony ny tantara nahatonga izany .
Podcast: Play in new window | Download
Subscribe: RSS
Lahatsoratra notsongain-ny Rising Voices, tetikasa iray miaraka amin-ny Global Voices manampy amin-ny fanapariahana vaovaon-ny tsy mbola mahatakatra aterineto loatra ity. · Lahatsoratra rehetra