Pakistana: Raiso ny Fiadiana Ry Olom-Pirenena!

Miady amin'ny Taliban amin'izao fotoana izao i Pakistana ary miharatsy hatrany ny fandriampahalemana any amin'ny tanàna maro . Maneho hevitra ao amin'ny bilaogin'i Deadpan Thoughts momba ny andraikitry ny olom-pirenena tsotra i Faisal Kapadia : ” Tafiditra amin'ity ady ity isika rehetra amin'izao fotoana izao, toy izany koa ny fianakaviantsika, na tiantsika izany na tsia, ny zavatra tsara indrindra tokony hatao noho izany dia ny fandraisantsika anjara. “

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.