(Fanamarihana: Lahatsoratra efa nivoaka tamin'ny volana Janoary 2011, nandritra ny fihetsiketsehana tao Ejypta ity)
Ity lahatsoratra ity dia fitantarana manokana ataonay momba ny Fihetsiketsehana Ejypta 2011.
Tamin'ny Asabotsy, tao an-tanàn-dehibe samihafa manerana izao tontolo izao, nanao fihetsiketsehana ho firaisankina amin'ireo mpanao hetsi-panoherana Ejipsiana ny olona. Famintinana ny sasany tamin'ireo lahatsary ny diabe nivoaka an-tserasera ity.
Nifamory teo anoloan'ny masoivoho Ejiptiana any Londra ireo mpanao fihetsiketsehana. Ao anatin'ity lahatsary navoakan'ny sternchenproductions ity, manan-kolazaina amin'ny olony niverina ao Ejypta i Waseem Wagdi:
Mpanao diabe marobe eny an-dalamben'i Londra ao amin'ity lahatsary nalefan'ny essamcs ity:
http://www.youtube.com/watch?v=F8XA6f6Wi-I
Avy ao Beirut, lahatsary avy amin'ny Pomegran8mm:
Ao Danemark, tsy nihontsina tamin'ny toetr'andro mangatsiaka ireo mpanao diabe ary nanao diabe tao an-dalamben'i Copenhagen (lahatsary avy amin'ny adamskamel):
http://www.youtube.com/watch?v=JuKrDRnLbtk
Avy ao Toronto, Kanada, ity lahatsary avy amin'ny HiMYSYeD ity:
Avy ao Munich, Stockholm, Dublin, Washington DC, Londra, Cincinnati, Berlin, The Hague, angon-dahatsary nalefan'ny ilknur1988:
http://www.youtube.com/watch?v=RjoVR3gYS4I
Ity lahatsary avy amin'ny ryanharrytorok ity dia mampiseho ny Ejypsiana-Americkana ao Westwood, Los Angeles:
Avy ao Boston ity lahatsary avy amin'ny mmoselhy1607 ity:
Ao Seattle, ity lahatsary ity dia avy amin'ny Princessofegy:
Avy ao Melbourne, Aostralia, lahatsary avy amin'ny EmanMorrison:
http://www.youtube.com/watch?v=5XlZh3instE
Avy ao Portland, Etazonia, lahatsary notontasain'ny zebra334: