Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Miasa mafy isan'andro ireo mpirotsaka an-tsitrapo manerantany ato amin'ny fikambananay hitondra ho anao ireo tantara tsy voatatitra manerana izao tontolo izao -- Saingy tsy afa-manao izany samirery tsy misy ny fanampianao izahay. Tohano amin'ny alalan'ny fanomezana (fitia tsy mba hetra) hoan'ny Global Voices ireo tonia, mpahay teknolojia, mpanentana ara-piarovana ato aminay!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Mandela 1918 – 2013

Shared by @AttiehJoseph on Twitter

Nozarain'i  @AttiehJoseph tao amin'ny Twitter

Maty tamin'ny Alakamisy 5 Desambra teo amin'ny faha 95 taonany i Nelson Mandela, ilay filoha Afrikana Tatsimo mainty hoditra voalohany izay nandray anjara lehibe tamin'ny fanalàna io firenena io tamin'ny fanavakavaham-bolonkoditra. Nigadra 27 taona noho ny hetsika politika nataony nandritra fitondran'ny fotsy hoditra vitsy an'isa ity olom-pirenena mamim-bahoaka antsoina matetika hoe Madiba ity, talohan'ny naha-filoha azy, ary nahazo ny loka Nobel ho an'ny fandriampahalemana ihany koa.

Tatitry ny Global
Tenim-pahendrena 17 Avy Amin'I Nelson Mandela Tsara Vakian'ny Rehetra 
Ao amin'ny Twitter, mahatsiaro ny hira natokana ho an'i Mandela ireo Peroviana
Mankalaza An'I  Nelson Mandela ireo Nizeriana, ‘Loharanom-Paniriana Iray Ho an'ny Olona’
Mbola Lehibe noho i Mandela ny Tale Mao, hoy ireo Sinoa mpiandany ankavia
Karaiba: Veloma, Nelson Mandela

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.