Però: Manambara ny fiverenany hitokona ao Puno indray ny vazimba Aymara
Taorian'ny fampiatoana vonjimaika [es] ahafahana manatontosa ny fifidianana filoham-pirenena [es] ao amin'ny faritr'i Puno, dia nanambara ny fiverenany [es] tanteraka hitokona [es] indray ny vazimba Aymara, amin'ny fitakian'izy ireo hanafoana ny toeram-pitrandrahana ankibon'ny tany rehetra any Puno, noho ny fanapotehana aterak'izy ireny [es] amin'ny rafitry ny tontolo iainana, sy noho ny fandotoana ny renirano sy ny farihy Titicaca.
Mahatadidy angamba ny tsirairay fa vao haingana izay dia nofehezin'ny [es] Aymara 15.000 tamin'ny alalan'ny herisetra ny tanànan'i Puno ka nampikatso tanteraka ny renivohi-paritra sy tsy nahafahan'ny mpizahantany nivezivezy [es].
Ny faritr'i Puno , izay lavidavitra ny renivohitra , Lima, ary mifanila amin'i Brezila, no faritra faharoa eo amin'ny velarana an'hekitara [es] misy tetikasam-pitrandrahana an-kibon'ny tany nekena any Però, araka ny nolazain'ny mpampianatra Anjerimanontolo Jose de Echave.
Nandà ny fanafoanana ny fitondrana, saingy nisy kosa ny fifanarahana niarahana amin'ny fokonolona Aymara hampiatoana ny fitrandrahana solika sy harena an-kibon'ny tany any Puno mandritra ny 14 volana any amin'ny faritany efatra (Yunguyo, Chucuito, Callao ary Juli). Saingy, mitaky ny fanafoanana ny Decreto Supremo 082-2007-EM [es] (Didy Hitsivolana Faratampony 082-2007-EM) ihany koa ireto fokonolona vazimba ireto, araka ny voalazan'i Walter Adurviri, [es] Filohan'ny manda ho amin'ny fiarovana ny loharanon-karena voajanahary atsimon'ny faritr'i Puno.
Nolazain'i Aduviri tamin'ny gazety ao Puno Los Andes [es] moa fa na dia hitany ho tsara aza ny fandresen'ny kandidà nasionalista Ollanta Humala [es], dia tsy mionona amin'ny fampanantenana nataony ihany ny Aymara, fa takiany ny hisian'ny fifanarahana voasoratra. Mandritra izany, mangataka [es] ny voafidy ho filoha Ollanta Humala ny filoham-paritr'i Puno, Mauricio Rodriguez hiditra an-tsehatra amin'ity raharaha ity.
Hanampy ny Aymara sy ny Quechua ihany koa ny fokonolona any amin'ny faritra hafa ao Puno [es], mitaky ny zo hanajana ny fakan-kevitra mialoha azy ireo [es] amin'ny fanomezana alalana orinasa hitrandraka solika sy harena an-kibon'ny tany, ny fanomezana alalana ny karazana asa tahaka itony manko dia manimba ny tontolo iainana sy mamotika ny fomba fiainana nentim-pahazarana [es], fitakiana izay nalain'ny mpamaham-bolongana Peruanista [es] ho hita eto:

Farihy Titicaca, izay mety hanana fiantraikany avy amin'ny solika sy ny harena an-kibon'ny tany ny tontolony araka ny lazain'ny mpikatroka Aymara (Sary Enrique Molina)
Los pueblos quechua y aymara de Puno no se oponen a la minería completamente, sino quieren ser incluidos en el proceso de otorgamiento de licencias, para definir dónde es conveniente extraer minerales para evitar contaminar las cuencas de sus ríos y que llegan al lago Titicaca. Este no es solamente el lago de agua dulce más grande de Sur América, sino es un símbolo sagrado de la cosmovisión andina. El problema es que el gobierno de Lima continua con su mentalidad racista de exclusión, otorgando licencias a empresas mineras –en su mayoría extranjeras- sin consultar a los pueblos originarios que viven en las regiones donde se ubican los yacimientos mineros.
Mpamaham-bolongana hafa, tahaka an'i Rodolfo Ybarra [es], dia nitaraina fa mikendry ny hampiasa ny paikadin'ny “zarazarao hanjakana” ny fitondrana:
Al parecer, el ejecutivo tuvo la idea de dividir a la delegación puneña. Mientras los congresistas Yonhy Lescano, Margarita Sucari y Susana Vilca, esperaban impacientemente la llegada de la comitiva puneña, la ministra Rosario Fernández inicio la conversación sólo con el presidente y los alcaldes, dejando de lado a los legisladores puneños.
Yonhy Lescano y Margarita Sucari, coincidieron que el ejecutivo no maneja la reunión de manera transparente.
Tsikaritra fa mikendry ny hampizarazara ny solontenan'i Puno ny fahefana Mpantanteraka. Raha miandry ny fahatongavan'ny vaomieran'i Puno ny mpikambana ao amin'ny Kongresy tahaka an'i Yonhy Lescano, Margarita Sucari ary Susana Vilca, dia efa miresaka amin'ny Filoha sy ny Ben'ny tanàna maro ny minisitra Rosari Fernandez, ka manilika ny mpanao lalàna avy any Puno.
Manaiky i Yonhy Lescano sy i Margarita Sucari fa tsy mikarakara ny fihaonana ao anatin'ny mangarahara ny Mpanantanteraka.
mahita ny mpamaham-bolongana tahaka an'i Silvio Rendon [es] fa misy zavatra tsara azo raisina avy amin'ny fanoherana ampahibemaso:
El “puneñazo” (o “aymarazo”) marca el comienzo del fin de los abusos de las mineras, como el “arequipazo” marcó el fin de las privatizaciones prebendarias.
Na izany aza dia tsy mazava tsara ho an'ny mpisera hafa tahaka an'i Cedres (@Cedres) ity raharaha ity:
Quién entiende a esta gente? #rabia RT @terrape: A pesar de triunfo nacionalista, aimaras vuelven al paro http://bit.ly/mFZJWh
Namaly i Martin Arcaya (@arcaya1) tamin'ity siokantsera ity:
Si tanto criticas a los comuneros aymaras anda a vivir alli con tu fuente de agua a punto de contaminarse, huevón!
John Rivas (@johnidem) miteny amin'ny parlemantera Johnny Lescano:
@yonhy_lescano Deberías estar en Puno conciliando el problema de los Aymaras.
Ny mponina vazimba ao Puno, iray amin'ny faritra manana sandan'ny tsy fahaizana mamaky teny sy manoratra avo indrindra any Però, miaraka amin'ny tsy fanjarian-tsakafo [es] sy ny fahantrana, miankina amin'ny ankapobeny amin'ny fambolena, sehatr'asa iray noadinoina manerana ny firenena. Na eo aza izany, dia mamboly karazan'ovy an'arivony izy ireo ary afa-mirehareha ho mitana ny laharana voalohany [es] eo amin'ny sehatra nasionaly amin'ny famokarana ity sakafo ity.
Nanambara ny hamerenana indray ny fitokonana i Walter Aduviri, mpitarika iray arahin'ny fokonolona maro na dia lavin'ny fanjakana aza ny fahefany[es], ary na dia tsy fantatra marina aza hoe firy ny fitambaran'ny fokonolona handray anjara amin'izany.
Hiresaka koa
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Fantaro i Andriamifidisoa Ny Haja Zo, hitantana ny kaonty Twitter...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 7 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
1 hevitra