Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Zimbaboe : Mofo sy Raozy

Ny namana Fatso [Comrade Fatso] izay mpanakanto miblaogy no manolotra antsika sombiny amin'ny hirany farany Bread and Roses [Mofo sy Raozy], izay mivoaka any Zimbaboe :

The hit song from Comrade Fatso and Chabvondoka's new album, House of Hunger. Sung from the perspective of a vendor during Mugabe's vicious Operation Murambatsvina it is a call for Bread and Roses – Love and Dignity.

“Ity hira mavitrika indrindra notsongaina tamin'ny raki-kiran'i Comrade Fatso sy Chabvondoka, izay mitondrany lohateny hoe “Tranon-kanoanana” [House of Hunger]. Dia tantaran'ny mpivarotra iray mangataka mofo sy raozy – fitiavana sy fanajana ny maha-olombelona [azy], nandritra ny Operation Murambatsvina izay teti-dratsy nataon'i Mugabe.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.