Tantara mikasika ny Soeda tamin'ny Jona, 2021
Soeda: Nivoaka gazety ny bilaogy ho an'ny Ramadany
(Lahatsoratra tamin'ny volana Septambra 2008) Amin'ity volana ity, hankalazaina any Soeda ihany koa ny Iftar , fifadian-kanina isan'andro mandritra ny volana Ramadany, ao amin'ny fiarahamonina mikasa ny handray ny fomba amam-panaon'ny “Soedoà vaovao” ary manao ezaka hanamarihana ireo andro fety Miozolomana. Nanomboka ny bilaogin'ny Ramadany [amin'ny teny Soedoà] ilay gazety mpivoaka isan'andro faharoa...