· Marsa, 2011

Tantara mikasika ny Mombamomba ireo Bilaogera tamin'ny Marsa, 2011

Ny mpandika teny Global Voices : Jean Saint-Dizier

  24 Marsa 2011

Maro ireo mpandika lahatsoratra (an-tsitrapo) an'ny Global Voices amin'ny teny frantsay no manao izany amin'ny fahafinaretana, amin'ny fitiavana vaovao sy ho an'izao tontolo izao, ary mananaraotra ihany koa mba ho tafita amin'ireo firenena maro samihafa ny dika atao amin'ny vaovao amina bilaogy. Saingy ato amin'ny fikambananay mpandika miteny frantsay ,...

Ireo pejinay momba an i Mombamomba ireo Bilaogera

Profiles of top bridge bloggers around the world