· Febroary, 2013

Tantara mikasika ny Mombamomba ireo Bilaogera tamin'ny Febroary, 2013

Nessa Geudes bilaogera Breziliana, Garota Coca-cola

  01 Febroary 2013

[Amin'ny teny portiogey avokoa ny rohy rehetra ankoatra izay marihana manokana] Miara-miasa mba hifampizara ny feon'ireo bilaogera efa an'arivony sy olo-pirenena tia mitati-baovao miaina eran'izao tontolo izao ny GVO (Global Voices Online). Indraindray anefa, misy mahaliana amin'ireo bilaogera ireo ka mitarika anay hitodika any. Amin'ny tafatafa manaraka etoana, andeha ho...

Ireo pejinay momba an i Mombamomba ireo Bilaogera

Profiles of top bridge bloggers around the world