· Mey, 2018

Tantara mikasika ny Mombamomba ireo Bilaogera tamin'ny Mey, 2018

Bilaogera amin'ity herinandro ity: Elena Ignatova

Na dia tsy bilaogera aza ara-teknika ny Bilaogeran'ny herinandro anio, malaza ao amin'ny tontolon'ny bilaogy Makedoniana amin'ny asany ao amin'ny Global Voices amin'ny teny Makedoniana izy, satria mpandika teny sy tonian-dahatsoratra ao izy. Ankoatra izay, tonian-dahatsoratra ao amin'ny Global Voices Albaney ihany koa izy, ary mpankafy mamaky bilaogy.

Ireo pejinay momba an i Mombamomba ireo Bilaogera

Profiles of top bridge bloggers around the world