· Jona, 2010

Tantara mikasika ny Mombamomba ireo Bilaogera tamin'ny Jona, 2010

Madagasikara: Ny feon'ny tanora iray mpitoraka blaogy sady mpandika teny

  02 Jona 2010

Nandritra ny Vovonana Iraisam-pirenen'ny Gloval Voices 2010 tany Chile, nisy tovovavy iray avy any Madagasikara nanontany ahy raha tena avy any Japana tokoa aho, firenena izay tena ankafiziny tokoa na ny tenim-pirenena, ny kolontsaina, ary indrindra ny “sushi”. Gaga aho raha nahita fa mbola mahay miteny Japoney tsara lavitra noho...

Ireo pejinay momba an i Mombamomba ireo Bilaogera

Profiles of top bridge bloggers around the world