Tantara mikasika ny Taratasim-baovao

Fantaro i Guillaume Cottin

  09 Febroary 2023

GV : Afaka ambaranao aminay ve ny momba anao ? Iza marina moa i Guillaume Cottin ? Izaho no Guillaume,  24 taona ary somary malala-tsaina ihany (raha ny fihevitro XD). Miasa ao anatin'ny sehatry ny fanabeazam-bahoaka aho ary tia mampita ireo soatoavina maha-olona hankany amin'ireo tanora (tanora kokoa noho izaho, mazava ho...