Afrika Atsimo: Tsara fanombohana ny Bafana?

(Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Janoary 2008)

Nanoratra momba ny ekipam-pirenena Afrikana Tatsimo ao amin'ny  Fiadiana ny Tompondakan'i Afrika ny South Africa Rocks hoe: “Tsy fanombohana ratsy ao amin'ny Group Of Death (GOD – hafahafa). Samy manana isa tokana ankehitriny ny ekipa rehetra ao amin'ny vondrona ary farafaharatsiny tsy vodilaharana ao amin'ny vondrona.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.