Afrika Atsimo: Ny Kianjan'I Nelson Mandela 

(Marihina fa tamin'ny 26 Desambra 2005 no nanoratana ny lahatsoratra teny Anglisy)

Mampiseho ny sasantsasan'ny Kianjan'i Nelson Mandela ao Johannesburg, Afrika Atsimo ny Mzansi Afrika, izay toa maneso fa hita ao amin'ny faritra ny “toeram-pivarotana lehibe indrindra sy ny toeram-pisakafoanana maro. Any amin'ny faritra avaratra ambanivohitr'i Johannesburg no misy azy ary voahodidin'ny trano fandraisam-bahiny manan-kaja maro izany”.

 

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.