Afrika: Fahagagana Ara-pivavahana

(Marihina fa tamin'ny 8 May 2006 no nanoratana ny lahatsoratra teny Anglisy)

Nanamarika lahatsoratra iray momba ny firongatry ny finoana fahagagana ara-pivavahan any Afrika ny Africa Unchained… ”  Tena malaza mino fahagagana ny Afrikana manomboka ao Gambia ka hatrany Afrika Atsimo. Any Afrika Andrefana izay ahitana ny fiangonana lehibe ara-panahy tena manan-danja indrindra raha oharina amin'ny faritra hafa any Afrika, manatrika fiangonana mandritra ny  24 ora isan'andro ireo olona miaraka amin'ny fanantenana fa hisy ny fahitana sy ny fahagagana. “

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.