Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Miasa mafy isan'andro ireo mpirotsaka an-tsitrapo manerantany ato amin'ny fikambananay hitondra ho anao ireo tantara tsy voatatitra manerana izao tontolo izao -- Saingy tsy afa-manao izany samirery tsy misy ny fanampianao izahay. Tohano amin'ny alalan'ny fanomezana (fitia tsy mba hetra) hoan'ny Global Voices ireo tonia, mpahay teknolojia, mpanentana ara-piarovana ato aminay!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

GV Face: Ho Famotsorana Ny Blaogeran'ny Zone 9 ao Ethiopia


Blaogera sy mpanoratra gazety sivy — mpikambana Global Voices ny efatra amin'izy ireo — ankehitriny no voafonja noho ny asany ao Ethiopia. Iza mora ireo blaogeran'ny Zone 9 ? Inona no azon'ny mpanohana atao ho amin'ny famotsorana azy ireo? Amin'ity andiany GV Face ity izahay dia miresaka amin'ny blaogera Ethiopiana sy mpikambana ao amin'ny Zone 9 antsoina hoe Endalk, miaraka amin'ny sakaizan'ny “PEN America Freedom to Write” [PEN Amerika, Fahalalahana Hanoratra], Deji Olukotun, sy amin'ny tonian-dahatsoratry ny Advox, Ellery Biddle, momba ity raharaha lehibe ity.

Fantaro bebe kokoa ity tantara ity

Ethiopia: Mangataka Fanalava-Potoana Hanohizana Ny Famotorana Ireo Bilaogeran'ny Zone 9 Ny Polisy [mg], 14 May 2014

Nahoana no Mampatahotra Governemanta Ethiopiana ny mibilaogy 10 May 2014

Mpisolovava Miangavy ny Vaomiera Afrikana, ny Ekspera Firenena Mikambana Hiditra an-tsehatra amin'ny raharaha Bilaogera Zone 9 3 May 2014

FANAMBARANA: Miantso Ho Amin'ny Famotsorana Ny Mpanoratra Gazety Sivy Ao Ethiopia Ny Global Voices [mg], 2 May 2014

Netizen Report: Famoretana ny Fahalalaham-Pitenenana ao Ethiopia, 30 Avrily 2014

Mpikambana Enina Aminà Bilaogy Itambaram-be Nosamborina Tao Ethiopia  [mg], April 25, 2014

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.