Tantara mikasika ny Sahel: la plus grande crise terroriste au monde
Fiodinana jeôstratejika: Nisintaka tsy ho ao amin'ny CEDEAO i Borkina-Fasô, Mali ary Nizera
Borkina-Faso, Mali ary Nizera, nisintaka tsy ho anisan'ny Communauté Économique des États de l'Afrique de l'Ouest (CEDEAO / ECOWAS) intsony, taorian'ny niampangàn'ilay andry ireo fanonganam-panjakàna nataon'ny tafika
29 Jona 2024, fihodinana voalohany amin'ny fifidianana izay ho filohampirenena ao Maoritania
Kandidà fito no hifaninana amin'ny fihodinana voalohany amin'ny fifidianana izay ho filoham-pirenena ao Maoritania, isan'izany i Mohamed Ould Ghazouani, filoha vao handao ny toerany, efa teo hatramin'ny Aogositra 2019
Fanehoankevitry ny mponina any an-toerana momba ny fisintahan'i Burkina-Faso, Mali ary Niger tsy ho ao amin'ny CEDEAO
Ny 28 Janoary 2024, nisintaka tamin'ny CEDEAO i Burkina-Faso, Mali ary Niger. Niteraka fanehoankevitra marobe tao amin'ny faritra io fisarahana io
Ao Sodàna, gadran'ny fanirian-daza pôlitikan'ireo mpitarika miaramila roa ny vahoaka sivily
Any Sodàna, ny mponina sivily no tery ao anivon'ny fifandonana mitam-piadiana hifanoheran'ireo tafika roa miady ho an'ny fifehezana tanteraka ny firenena
Nambara ny fiverenan'ilay Tsadiàna mpanohitra sady kandidà hifaninana amin'ny fifidianana filoham-pirenena: famahavahàna iarahana amin'ilay manampahaizana, Bienvenue Madjilem
Raha voamarina ny fiverenana an-tanindrazana ho an'ilay mpanohitra, Succes Masra, izay hirotsaka hofidiana ho filoham-pirenena ao Tchad amin'ny 2024, hitondra fitoniana sôsialy ve izy sa vao mainka hampitombo ny fifanenjànana?
Fihanaky ny fanafihan'ny mpampihorohoro ao Sahel
Toa manamora ny firongatry ny vondrona jihadista ao Sahel ny fanonganam-panjakana misesy, arahin'ny fialan'ny tafika iraisam-pirenena.